Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 13:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola teo amin'ny fisakafoana hariva, ary Jodasy Iskariota, zanak'i Simona, efa nomen'ny devoly saina rahateo mba hamadika Azy,

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:2 amin'ny teny manodidina.