Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 11:57 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo efa nandidy fa raha misy olona mahalala izay itoerany, dia tsy maintsy milaza, mba hisamborany Azy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 11

Jereo Jaona 11:57 amin'ny teny manodidina.