Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 11:42 Malagasy Bible (MG1865)

Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Hianao; fa noho ny vahoaka mitsangana manodidina no nilazako izany, mba hinoany fa Hianao no naniraka Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 11

Jereo Jaona 11:42 amin'ny teny manodidina.