Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 10:25 Malagasy Bible (MG1865)

Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 10

Jereo Jaona 10:25 amin'ny teny manodidina.