Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 1:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny lalàna dia nomena tamin'ny alalan'i Mosesy; [fa] ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia tonga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 1

Jereo Jaona 1:17 amin'ny teny manodidina.