Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jakoba 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa mihoatra noho ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin'ny lanitra, na amin'ny tany, na amin'izay fianianana hafa akory aza; fa aoka ny fanaikinareo ho "Eny", ary ny fandànareo ho "Tsia", fandrao hiharan'ny fitsarana ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 5

Jereo Jakoba 5:12 amin'ny teny manodidina.