Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jakoba 4:11 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mifanaratsy, ry rahalahy. Izay manaratsy rahalahy na mitsara ny rahalahiny dia manaratsy ny lalàna sy mitsara ny lalàna; fa raha mitsara ny lalàna ianao, dia tsy mpankatò ny lalàna, fa mpitsara.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 4

Jereo Jakoba 4:11 amin'ny teny manodidina.