Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jakoba 3:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, mandefitra, mora alahatra, be famindram-po sy be voka-tsoa, tsy miahanahana na mihatsaravelatsihy.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 3

Jereo Jakoba 3:17 amin'ny teny manodidina.