Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jakoba 1:26 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan'izany olona izany.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:26 amin'ny teny manodidina.