Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 9:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nisy tabernakely voavoatra: ny efitra voalohany, ilay atao hoe "ny fitoerana masina", izay nisy ny fanaovan-jiro sy ny latabatra ary ny mofo aseho.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:2 amin'ny teny manodidina.