Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 9:19 Malagasy Bible (MG1865)

Fa rehefa voalazan'i Mosesy tamin'ny vahoaka rehetra ny didy rehetra araka ny lalàna, dia nalainy ny ran-janak'omby sy ny ran'osilahy mbamin'ny rano sy ny volon'ondry jaky sy ny hysopa ka nafafiny tamin'ny boky sy ny vahoaka rehetra;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:19 amin'ny teny manodidina.