Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 9:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noho izany dia Mpanalalana amin'izay fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin'ny fahotana natao tamin'ny fanekena voalohany, mba hahazoan'izay voantso ny teny fikasana, dia ny lova mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:15 amin'ny teny manodidina.