Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 8:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 8

Jereo Hebreo 8:6 amin'ny teny manodidina.