Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 8:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 8

Jereo Hebreo 8:10 amin'ny teny manodidina.