Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 8:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra any an-danitra,

Vakio ny toko manontolo Hebreo 8

Jereo Hebreo 8:1 amin'ny teny manodidina.