Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 7:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay avy tamin'ny taranak'i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolon-karena amin'ny olona araka ny lalàna, dia amin'ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon'i Abrahama aza ireny;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 7

Jereo Hebreo 7:5 amin'ny teny manodidina.