Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 7:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hita marimarina fa avy tamin'ny Joda no nisehoan'ny Tompontsika, ary izany firenena izany dia tsy nisy nolazain'i Mosesy akory ny amin'izay ho mpisorona.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 7

Jereo Hebreo 7:14 amin'ny teny manodidina.