Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 7:11 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha nisy fanatanterahana tamin'ny fisoronan'i Levy (fa tamin'izany no nahazoan'ny olona ny lalàna), ahoana no mbola ilana mpisorona hafa hiseho araka ny fanaon'i Melkizedeka ihany, izay tsy hotononina ho araka ny fanaon'i Arona?

Vakio ny toko manontolo Hebreo 7

Jereo Hebreo 7:11 amin'ny teny manodidina.