Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 6:2 Malagasy Bible (MG1865)

ary fampianarana ny amin'ny fisasana maro sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan'ny maty sy ny fitsarana mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 6

Jereo Hebreo 6:2 amin'ny teny manodidina.