Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 6:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 6

Jereo Hebreo 6:10 amin'ny teny manodidina.