Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 4:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa isika koa dia nitoriana filazantsara tahaka ireny ihany; kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy, satria tsy niharo finoana tao amin'izay nandre.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 4

Jereo Hebreo 4:2 amin'ny teny manodidina.