Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 13:15 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalany ho an'Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 13

Jereo Hebreo 13:15 amin'ny teny manodidina.