Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 12:2 Malagasy Bible (MG1865)

mijery an'i Jesosy, Tompon'ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra Izy.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:2 amin'ny teny manodidina.