Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 11:7 Malagasy Bible (MG1865)

Finoana no nanamboaran'i Noa sambo fiara hamonjena ny ankohonany, fa natahotra izy, rehefa notoroan'Andriamanitra hevitra ny amin'ny zavatra tsy mbola hita; koa izany no nanamelohany izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana araka ny finoana.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:7 amin'ny teny manodidina.