Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 11:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ireo rehetra ireo dia maty tamin'ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy, dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tetỳ ambonin'ny tany izy.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:13 amin'ny teny manodidina.