Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 10:30 Malagasy Bible (MG1865)

Fa fantatsika Izay nanao hoe: "Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly;" ary koa: "Jehovah hitsara ny olony" (Deo. 32.35, 36).

Vakio ny toko manontolo Hebreo 10

Jereo Hebreo 10:30 amin'ny teny manodidina.