Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hebreo 10:26 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,

Vakio ny toko manontolo Hebreo 10

Jereo Hebreo 10:26 amin'ny teny manodidina.