Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 6:2-5 Malagasy Bible (MG1865)

2. Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy.

3. Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.

4. Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin'ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin'ny olon-kafa;

5. fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 6