Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 3:27-29 Malagasy Bible (MG1865)

27. Fa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia nitafy an'i Kristy.

28. Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy.

29. Fa raha an'i Kristy ianareo, dia taranak'i Abrahama sy mpandova araka ny teny fikasana.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 3