Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 3:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'i Abrahama sy ny taranany no nilazana ny teny fikasana. Tsy lazainy hoe: Ary ho an'ny taranaka, toy ny milaza ny maro; fa toy ny milaza ny anankiray, ary ho an'ny taranakao (Gen. 22. 18), dia Kristy izany.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 3

Jereo Galatiana 3:16 amin'ny teny manodidina.