Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 2:20 Malagasy Bible (MG1865)

Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:20 amin'ny teny manodidina.