Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin'ny asan'ny lalàna ny olona, fa amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy, dia nino an'i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin'ny finoana an'i Kristy, fa tsy amin'ny asan'ny lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:16 amin'ny teny manodidina.