Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Galatiana 1:4 Malagasy Bible (MG1865)

Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin'izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon'Andriamanitra Raintsika;

Vakio ny toko manontolo Galatiana 1

Jereo Galatiana 1:4 amin'ny teny manodidina.