Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Filipiana 4:8 Malagasy Bible (MG1865)

Farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona manan-kaja, na inona na inona mahitsy, na inona na inona madio, na inona na inona maha-te-ho-tia, na inona na inona tsara laza, raha misy hatsaram-panahy, ary raha misy dera, dia hevero izany.

Vakio ny toko manontolo Filipiana 4

Jereo Filipiana 4:8 amin'ny teny manodidina.