Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Filipiana 3:8 Malagasy Bible (MG1865)

Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran'ny hatsaran'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an'i Kristy;

Vakio ny toko manontolo Filipiana 3

Jereo Filipiana 3:8 amin'ny teny manodidina.