Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Filipiana 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

fa marina izany fiheverako anareo rehetra izany, satria efa mby ato am-poko ianareo, fa mpiombona ny fahasoavana ananako ianareo rehetra, na amin'ny fifatorako, na amin'ny famaliako hahafa-tsiny ny filazantsara sy ny fampianarako hahamafy orina azy.

Vakio ny toko manontolo Filipiana 1

Jereo Filipiana 1:7 amin'ny teny manodidina.