Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Efesiana 5:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa fantatrareo marimarina fa samy tsy manana lova eo amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra na ny mpijangajanga rehetra, na ny olom-betaveta, na ny olona mierina (mpanompo sampy izany).

Vakio ny toko manontolo Efesiana 5

Jereo Efesiana 5:5 amin'ny teny manodidina.