Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Efesiana 5:27 Malagasy Bible (MG1865)

mba horaisiny ho an'ny tenany izany ho fiangonana malaza tsy misy pentimpentina, na fiketronana, na izay toy izany, fa mba ho masina sady tsy misy tsiny izy.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 5

Jereo Efesiana 5:27 amin'ny teny manodidina.