Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Efesiana 5:2 Malagasy Bible (MG1865)

ary mandehana amin'ny fitiavana, toy ny nitiavan'i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin'Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 5

Jereo Efesiana 5:2 amin'ny teny manodidina.