Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Efesiana 4:16 Malagasy Bible (MG1865)

Izy no itomboan'ny tena rehetra (izay akambana sy ampiarahina tsara) noho ny fifanompoan'ny isan-tonony, araka ny fiàsan'izay rehetra momba azy amin'izay mety ho anjara-asany avy ka hampandrosoany ny tenany amin'ny fitiavana.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:16 amin'ny teny manodidina.