Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Efesiana 2:12 Malagasy Bible (MG1865)

eny, tsarovy fa tamin'izany andro izany dia tsy nanana an'i Kristy ianareo, fa olon-ko azy tamin'ny fanjakan'ny Isiraely ary vahiny tamin'ireo faneken'ny teny fikasana, dia tsy nanana fanantenana sady tsy nanana an'Andriamanitra teo amin'izao tontolo izao;

Vakio ny toko manontolo Efesiana 2

Jereo Efesiana 2:12 amin'ny teny manodidina.