Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Efesiana 1:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ao aminy koa ianareo, rehefa renareo ny tenin'ny fahamarinana, dia ny filazantsara famonjena anareo,- eny, ao aminy koa ianareo, rehefa nino, no nasiana tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina araka ny teny fikasana.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 1

Jereo Efesiana 1:13 amin'ny teny manodidina.