Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 9:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tany Jopa nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; ary be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon'izany vehivavy izany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:36 amin'ny teny manodidina.