Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 9:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Barnabasy naka azy ka nitondra azy ho any amin'ny Apostoly, dia nanambara taminy ny nahitany ny Tompo sy ny nitenenany taminy teny an-dalana ary ny fahasahiany nitory ny anaran'i Jesosy tany Damaskosy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:27 amin'ny teny manodidina.