Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 9:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary talanjona izay rehetra nandre ka nanao hoe: Tsy ity va ilay nandringana izay niantso izany anarana izany tany Jerosalema? ary tongay koa izy mba hitondra azy mifatotra ho any amin'ny mpisoronabe.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:21 amin'ny teny manodidina.