Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa ny firenena izay hotompoiny dia hotsaraiko kosa, hoy Andriamanitra; ary rehefa afaka izany, dia hivoaka izy ka hanompo Ahy eto amin'ity tany ity (Gen. 15. 13, 14).

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:7 amin'ny teny manodidina.