Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 7:38 Malagasy Bible (MG1865)

Izy ilay teo amin'ny fiangonana tany an-efitra mbamin'ny Anjely izay niteny taminy tany an-tendrombohitra Sinay sy tamin'ny razantsika, ka izy no nandray teny velona mba homeny antsika.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:38 amin'ny teny manodidina.