Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 7:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa ho efa-polo taona izy, dia velona tao am-pony ny hamangy ny Zanak'isiraely, rahalahiny

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:23 amin'ny teny manodidina.