Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 6:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an'i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (proselyta avy any Antiokia),

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 6

Jereo Asan'ny Apostoly 6:5 amin'ny teny manodidina.