Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 5:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nandre izany izy, dia niditra maraina koa teo an-kianjan'ny tempoly ka nampianatra. Ary rehefa tonga ny mpisoronabe sy ny namany, dia nampiangona ny Synedriona sy ny loholona rehetra tamin'ny Zanak'isiraely izy ka naniraka nankao amin'ny tranomaizina haka ny Apostoly.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 5

Jereo Asan'ny Apostoly 5:21 amin'ny teny manodidina.